forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
943 B
Markdown
28 lines
943 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
|
||
|
|
||
|
# ALEFA
|
||
|
|
||
|
Ity no anaran'ny litera voalohany amin'ny alfabeta Hebreo.
|
||
|
|
||
|
# Sambatra izay
|
||
|
|
||
|
"Endrey ny hatsarana ho an'izay"
|
||
|
|
||
|
# izay tsy misy tsiny ny lalany
|
||
|
|
||
|
Ny fomba fitondran-tenan'olona iray dia lazaina toy ny hoe "lalana." DH: "izay tsy misy afaka hanome tsiny amin'izay zavatra diso"
|
||
|
|
||
|
# izay mandeha amin'ny lalàn'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Ny fomba hiainana na fitondran-tenan'olona iray dia lazaina toy ny hoe mamindra. DH: "izay miaina araka ny lalàn'i Yaveh" na "izay mitandrina ny lalàn'i Yaveh." Ity andianteny ity dia manazava tsara ny hevitry ny "izay tsy misy tsiny ny lalany"
|
||
|
|
||
|
# izay mitady Azy amin'ny fony manontolo
|
||
|
|
||
|
Ny "mitady" an'Andriamanitra midika fa te hahalala Azy.
|
||
|
|
||
|
# amin'ny fony rehetra
|
||
|
|
||
|
Izany dia fomba fiteny midika fa mafy dia mafy na amin-kitsipo. DH: "amin'ny tenany rehetra" na "amin'izay rehetra eny aminy" na "amin-kitsipo"
|