forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
967 B
Markdown
20 lines
967 B
Markdown
|
# fantany fa vovoka isika
|
||
|
|
||
|
Rehefa namorona an'i Adama i Yaveh, dia ilay lehilahy voalohany noforoniny tamin'ny vovoka. DH: "tsaroany fa noforoniny tamin'ny vovoka isika"
|
||
|
|
||
|
# Raha ny amin'ny olona, dia tahaka ny ahitra ny androny
|
||
|
|
||
|
Amin'ity fampitahana ity, ny halavan'ny fiainan'olona iray dia ampitahaina amin'ny hafohezan'ny fotoana hitomboan'ny ahitra mialohan'ny hafatesan'izany. DH: "Ny halavan'ny fiainan'olona dia fohy tahaka ny an'ny ahitra"
|
||
|
|
||
|
# mamony tahaka ny voninkazo any an-tsaha izy
|
||
|
|
||
|
Amin'ity fampitahana ity, ny fomba hitomboan'ny olona dia ampitahaina amin'ny fomba hitomboan'ny voninkazo.
|
||
|
|
||
|
# mamony
|
||
|
|
||
|
Ny "mamony" dia mitombo tsara na salama.
|
||
|
|
||
|
# Tsofin'ny rivotra izany, ka manjavona ... taiza no nanirian'izany taloha
|
||
|
|
||
|
Ireo andianteny ireo dia manohy miresaka momba bny voninkazo sy ahitra. DH: "Ny rivotra mitsoka ny vonikazo sy ahitra ka dia manjavona ireny, ary tsy misy afaka hilaza izay nanirian'izany teo aloha—toy izany koa amin'ny olombelona"
|