plt_tn/psa/078/070.md

24 lines
698 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra manohy mamaritra izay nataon'Andriamanitra.
# avy tany am-balan'ondry
"avy amin'izay niasany tao am-balan'ondry"
# valan'ondry
toerana misy rindrina manodidina mba hiarovana ny ondry.
# ho mpiandry an'i Jakoba, vahoakany, sy an'Israely, lovany
Ny teny "mpiandry" dia sarinteny ho an'izay mitarika sy miaro olona hafa. DH: "hitarika sy hiaro ny taranak'i Jakoba, vahoakany, sy an'Israely, lovany"
# lovany
"Ireo izay nofidiany ho Azy mandrakizay" Jereo izay nandikana izany ao amin'ny 78:62.
# Niandry azy ireo i Davida
Ny teny "niandry" dia sarinteny ho an'ny fitarihana sy fiarovana. DH: "Nitarika azy ireo sy niaro azy ireo Davida"