# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanoratra manohy mamaritra izay nataon'Andriamanitra. # avy tany am-balan'ondry "avy amin'izay niasany tao am-balan'ondry" # valan'ondry toerana misy rindrina manodidina mba hiarovana ny ondry. # ho mpiandry an'i Jakoba, vahoakany, sy an'Israely, lovany Ny teny "mpiandry" dia sarinteny ho an'izay mitarika sy miaro olona hafa. DH: "hitarika sy hiaro ny taranak'i Jakoba, vahoakany, sy an'Israely, lovany" # lovany "Ireo izay nofidiany ho Azy mandrakizay" Jereo izay nandikana izany ao amin'ny 78:62. # Niandry azy ireo i Davida Ny teny "niandry" dia sarinteny ho an'ny fitarihana sy fiarovana. DH: "Nitarika azy ireo sy niaro azy ireo Davida"