plt_tn/psa/076/006.md

12 lines
399 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tamin'ny fibedesanao
Ny teny "fibedesana" dia manondro fitenenana zavatra amin-katezerana na fomba henjana. DH: "Rehefa nobedesinao izy ireo"
# renoky
"maty" na "lavo ambany"
# iza no afaka hitsangana eo imasonao rehefa tezitra Ianao?
Azo adika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Tsy misy tafatsangana eo imasonao rehefa tezitra Ianao." na "afaka mamotika izay rehetra mahatezitra Anao Ianao"