forked from WA-Catalog/plt_tn
399 B
399 B
Tamin'ny fibedesanao
Ny teny "fibedesana" dia manondro fitenenana zavatra amin-katezerana na fomba henjana. DH: "Rehefa nobedesinao izy ireo"
renoky
"maty" na "lavo ambany"
iza no afaka hitsangana eo imasonao rehefa tezitra Ianao?
Azo adika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Tsy misy tafatsangana eo imasonao rehefa tezitra Ianao." na "afaka mamotika izay rehetra mahatezitra Anao Ianao"