# Tamin'ny fibedesanao Ny teny "fibedesana" dia manondro fitenenana zavatra amin-katezerana na fomba henjana. DH: "Rehefa nobedesinao izy ireo" # renoky "maty" na "lavo ambany" # iza no afaka hitsangana eo imasonao rehefa tezitra Ianao? Azo adika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Tsy misy tafatsangana eo imasonao rehefa tezitra Ianao." na "afaka mamotika izay rehetra mahatezitra Anao Ianao"