plt_tn/psa/074/022.md

20 lines
762 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# arovy manokana ny voninahitrao
"Asehoy amin'ny rehetra fa marina Ianao"
# tsarovy
"Asio fiheverana." Andriamanitra akory tsy manadino ny fomba nanarabian'ny adala Azy, fa kosa ohatran'ny toa tsy mihevitra ny momba izany Izy. Jereo izay nandikana izany ao amin'ny 74:1
# ny feon'ireo mpifanandrina aminao
Ny teny "feo" dia sarinteny ho an'ny teny ampiasain'ny olona rehefa miteny. DH: "izay lazain'ireo mpifanandrina aminao"
# na ny tabataban'ireo izay mihantsy Anao tsy anki-janona
Ny mpanao salamo miteny ny tenin'ireo izay mihantsy an'Andriamanitra toy ny hoe feom-biby avo na feon-javatra tsy miaina tahaka ny rano na rivotra. DH: "ary hevero ireo teny avo nefa tsy misy dikan'ireo izay mihantsy Anao mandrakariva"
# mihantsy
"manohitra tanteraka"