# arovy manokana ny voninahitrao "Asehoy amin'ny rehetra fa marina Ianao" # tsarovy "Asio fiheverana." Andriamanitra akory tsy manadino ny fomba nanarabian'ny adala Azy, fa kosa ohatran'ny toa tsy mihevitra ny momba izany Izy. Jereo izay nandikana izany ao amin'ny 74:1 # ny feon'ireo mpifanandrina aminao Ny teny "feo" dia sarinteny ho an'ny teny ampiasain'ny olona rehefa miteny. DH: "izay lazain'ireo mpifanandrina aminao" # na ny tabataban'ireo izay mihantsy Anao tsy anki-janona Ny mpanao salamo miteny ny tenin'ireo izay mihantsy an'Andriamanitra toy ny hoe feom-biby avo na feon-javatra tsy miaina tahaka ny rano na rivotra. DH: "ary hevero ireo teny avo nefa tsy misy dikan'ireo izay mihantsy Anao mandrakariva" # mihantsy "manohitra tanteraka"