forked from WA-Catalog/plt_tn
762 B
762 B
arovy manokana ny voninahitrao
"Asehoy amin'ny rehetra fa marina Ianao"
tsarovy
"Asio fiheverana." Andriamanitra akory tsy manadino ny fomba nanarabian'ny adala Azy, fa kosa ohatran'ny toa tsy mihevitra ny momba izany Izy. Jereo izay nandikana izany ao amin'ny 74:1
ny feon'ireo mpifanandrina aminao
Ny teny "feo" dia sarinteny ho an'ny teny ampiasain'ny olona rehefa miteny. DH: "izay lazain'ireo mpifanandrina aminao"
na ny tabataban'ireo izay mihantsy Anao tsy anki-janona
Ny mpanao salamo miteny ny tenin'ireo izay mihantsy an'Andriamanitra toy ny hoe feom-biby avo na feon-javatra tsy miaina tahaka ny rano na rivotra. DH: "ary hevero ireo teny avo nefa tsy misy dikan'ireo izay mihantsy Anao mandrakariva"
mihantsy
"manohitra tanteraka"