plt_tn/psa/068/014.md

20 lines
1010 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nampiely mpanjaka tany ... nisian'ny orampanala tany amin'ny tendrombohitra Zalmona
Nisy mpanjaka marobe sy miaramila maty tany amin'ny tendrombohitra ka lazain'izy ireo toy ny hoe oram-panala mandrakotra ny tendrombohitra. DH: "nandavo mpanjaka fahavalo sy miaramila marobe tany ka tahaka ny bohabohan'orampanala mandrakotra ny tendrombohitra Zalmona izy ireo"
# Nampiely mpanjaka
Eto "mpanjaka" manondro ireo tafiny ihany koa. DH: "nampiely ireo mpanjaka fahavalo sy ireo tafiny"
# tendrombohitra Zalmona
Izany dia anarana tendrombohitra.
# Tendrombohitra mahery ny ... tendrombohitra avo ny
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary miaraka ampiasaina mba hifanamafy hevitra. DH: "tendrombohitra mahery sy avo ny tany havoan'i Basana"
# Nahoana ianao no mijery am-pitsiriritana ... ho toeram-ponenany?
Ity fanontaniana ity dia azo soratana ho fanambarana. DH: "Tsy tokony hijery am-pitsiriritana ny tendrombohitra izay irian'Andriamanitra ho toeram-ponenany ny tany havoan'i Basana"