plt_tn/psa/066/013.md

8 lines
268 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izay nampanantenain'ny molotro sy nolazain'ny vavako
Eto ny hoe "molotra" na "vava" dia ilazana ireo teny fampanantenana izay noresahina. DH: "izay nampanantenaiko"
# hanitra ankasitrahana avy amin'ny ondrilahy
"fofon-tsetroka avy amin'ny ondrilahy natao sorona"