# izay nampanantenain'ny molotro sy nolazain'ny vavako Eto ny hoe "molotra" na "vava" dia ilazana ireo teny fampanantenana izay noresahina. DH: "izay nampanantenaiko" # hanitra ankasitrahana avy amin'ny ondrilahy "fofon-tsetroka avy amin'ny ondrilahy natao sorona"