izay nampanantenain'ny molotro sy nolazain'ny vavako
Eto ny hoe "molotra" na "vava" dia ilazana ireo teny fampanantenana izay noresahina. DH: "izay nampanantenaiko"
hanitra ankasitrahana avy amin'ny ondrilahy
"fofon-tsetroka avy amin'ny ondrilahy natao sorona"