forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1.0 KiB
Markdown
20 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# Indro, teraka tamin'ny heloka aho ... Indro, maniry fahamendreham-pitokisana
|
||
|
|
||
|
Ny fampiasa anankiroa ny "indro" eto dia misarika ny saintsika ny fifanoheran'ireo zava-misy roa ireo. DH: "Teraka tamin-keloka marina dia marina tokoa aho ... Fa Ianao kosa maniry fahamendreham-pitokisana"
|
||
|
|
||
|
# Indro, teraka tamin'ny heloka aho ... raha mbola notorotoronin-dreniko aho, dia efa tamin'ny fahotana
|
||
|
|
||
|
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary miaraka ampiasaina ho fanamafisana.
|
||
|
|
||
|
# teraka tamin'ny heloka aho
|
||
|
|
||
|
Ny maha mpanota dia lazaina toy ny hoe amin'ny heloka. DH: "efa mpanota aho hatramin'ny vao teraka"
|
||
|
|
||
|
# raha mbola notorotoronin-dreniko aho, dia efa tamin'ny fahotana
|
||
|
|
||
|
Ny maha mpanota dia lazaina toy ny hoe amin'ny fahotana. DH: "eny fa na tamin'ny notorotoronin-dreniko aza, dia efa mpanota aho"
|
||
|
|
||
|
# maniry fahamendreham-pitokisana
|
||
|
|
||
|
Ny fo dia maneho 1) ny fanirian'ny olona na 2) ilay olona manontolo. DH: "mila ahy haniry fahamendreham-pitokisana Ianao" na "mila ahy ho mendri-pitokisana Ianao"
|