# Indro, teraka tamin'ny heloka aho ... Indro, maniry fahamendreham-pitokisana Ny fampiasa anankiroa ny "indro" eto dia misarika ny saintsika ny fifanoheran'ireo zava-misy roa ireo. DH: "Teraka tamin-keloka marina dia marina tokoa aho ... Fa Ianao kosa maniry fahamendreham-pitokisana" # Indro, teraka tamin'ny heloka aho ... raha mbola notorotoronin-dreniko aho, dia efa tamin'ny fahotana Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary miaraka ampiasaina ho fanamafisana. # teraka tamin'ny heloka aho Ny maha mpanota dia lazaina toy ny hoe amin'ny heloka. DH: "efa mpanota aho hatramin'ny vao teraka" # raha mbola notorotoronin-dreniko aho, dia efa tamin'ny fahotana Ny maha mpanota dia lazaina toy ny hoe amin'ny fahotana. DH: "eny fa na tamin'ny notorotoronin-dreniko aza, dia efa mpanota aho" # maniry fahamendreham-pitokisana Ny fo dia maneho 1) ny fanirian'ny olona na 2) ilay olona manontolo. DH: "mila ahy haniry fahamendreham-pitokisana Ianao" na "mila ahy ho mendri-pitokisana Ianao"