plt_tn/psa/038/003.md

16 lines
711 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Davida manohy manoritsoritra ny hoe inona no ataon'ny helony sy ny henatra amin'ny vatany. Mampiasa filaza masaka izy mba hanamafisana ny vokatr'ity lesona ity.
# tsy misy fahasalamana ao amin'ny taolako nohon'ny fahotako
Eto ny "taolako" dia maneho ny tenan'ny mpanoratra. DH: "ny tenako manontolo no marary nohon'ny fahotako"
# manenika ahy ny heloko
Ireo heloky ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe tondra-drano izay manafotra azy. DH: "manafotra ahy tahaka ny tondra-drano ny heloko"
# enta-mavesatra ho ahy ireny
Ireo heloky ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe enta-mavesatra izay tsy hainy manainga. DH: "tahaka ny entana izay mavesatra loatra ho ahy ireny"