plt_tn/psa/037/022.md

28 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# handova ny tany
Ny fananana ny tany dia lazaina toy ny hoe efa noraisina toy ny lova izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 37:8. DH: "handray ny tany ho fananany" na "ho ekena honina amim-piadanana ao amin'ny tany"
# ho fongotra
Ny faharinganan'ny olona ratsy fanahy dia lazaina toy ny hoe sampan-kazo izay notapahina sy nariana izany. DH: "Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 37:8
# Amin'ny alalan'i Yaveh no mahatomombana ny dian'ny olona ... azo baikoina eo imason'Andriamanitra
Ireo dia azo ambara hanehoana fifandraisana mazava sy hanazavana ny fehezanteny mivadi-drafitra. DH: "Raha misy lehilahy miaina amin'ny fomba azo baikoina eo imason'i Yaveh, dia hahatomombana ny diany Yaveh"
# ny olona ... ny olona
Tsy manondro olona manokana akory ity, fa kosa ny olona amin'ny ankapobeny.
# ny dian'ny olona
Maneho ny lalam-piainan'ny olona iray ny dia. DH: "ny lalam-piainanan'ny lehilahy iray"
# Na dia tafintohina aza izy, dia tsy mba ho lavo
Eto ny "tafintohina" sy "lavo" dia manondro ny fihetsik'olona iray amin'ny fotoan-tsarotra. DH: "Na dia ao anaty fotoan-tsarotra aza izy, dia tsy ho lavo izany"
# mihazona azy amin'ny tanany
Eto ny "tanany" dia manondro ny herin'i Yaveh, ary ny "mihazona azy" dia manondro ny fiarovana azy. DH: "miaro azy amin'ny heriny"