plt_tn/psa/028/006.md

32 lines
889 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# efa nandre ny feon'ny fitarainako Izy
Eto ny "feo" dia maneho izay lazain'ny mpanoratra. DH: "efa nandre izay nolazaiko rehefa nitaraina taminy aho"
# Yaveh no heriko
Ny anarana hoe "hery" dia azo avadika ho "mahery." DH: "Yaveh manao ahy ho mahery"
# ampingako
Ity dia maneho fa Yaveh miaro ny mpanoratra. DH: "Izy no miaro ahy"
# matoky Azy ny foko
Eto ny "fo" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "matoky aho"
# ravoravo fatratra ny foko
Eto ny "fo dia maneho ilay olona manontolo. DH: "miravoravo fatratra aho"
# Yaveh no herin'ny olony
Ny anarana hoe "hery" dia azo avadika ho "mahery." DH: "Yaveh mano ny olony ho mahery"
# Izy no fialofana famonjen'ilay voahosony
Yaveh miaro ny mpanjaka dia lazaina toy ny hoe Yaveh no toerana izay ahafahan'ny mpanjaka mitady fiarovana. DH: "Izy no miaro ilay voatendriny ho mpanjaka"
# ilay voahosony
Ity dia maneho ny mpanjaka.