# efa nandre ny feon'ny fitarainako Izy Eto ny "feo" dia maneho izay lazain'ny mpanoratra. DH: "efa nandre izay nolazaiko rehefa nitaraina taminy aho" # Yaveh no heriko Ny anarana hoe "hery" dia azo avadika ho "mahery." DH: "Yaveh manao ahy ho mahery" # ampingako Ity dia maneho fa Yaveh miaro ny mpanoratra. DH: "Izy no miaro ahy" # matoky Azy ny foko Eto ny "fo" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "matoky aho" # ravoravo fatratra ny foko Eto ny "fo dia maneho ilay olona manontolo. DH: "miravoravo fatratra aho" # Yaveh no herin'ny olony Ny anarana hoe "hery" dia azo avadika ho "mahery." DH: "Yaveh mano ny olony ho mahery" # Izy no fialofana famonjen'ilay voahosony Yaveh miaro ny mpanjaka dia lazaina toy ny hoe Yaveh no toerana izay ahafahan'ny mpanjaka mitady fiarovana. DH: "Izy no miaro ilay voatendriny ho mpanjaka" # ilay voahosony Ity dia maneho ny mpanjaka.