plt_tn/psa/022/006.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nefa kankana aho fa tsy mba olona
Ny mpanoratra miteny ny tenany toy ny hoe kankana izy. Manamafy izany fa mahatsiaro tsy manam-bidy na ny olona no manao azy ho toy ny tsy misy vidiny. DH: "Nefa aho dia tahaka ny kankana fa tsy mba olona"
# fahafam-baraka ho an'ny olombelona ary nataon'ny olona tsinontsinona
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Ny andianteny hoe "nataon'ny olona tsinontsinona" dia azo atao tso-drafitra. DH: "ny rehetra mihevitra fa tsy misy dikany aho ary mankahala ahy ny olona"
# miteny ratsy ahy; esoin'izy ireo aho; ary manifikifi-doha amiko izy ireo
Ireo andianteny telo ireo dia mifampizara hevitra mitovy ary manamafy ny haben'ny tsy fanajan'ny olona azy.
# manifikifi-doha amiko izy ireo
Mamaritra fihetsika hanesoana olona izany.
# Matoky an'i Yaveh izy ... fa ankasitrahiny izy
Miteny ity ny olona mba hanesoana ny mpanoratra. Tsy mino marina izy ireo fa Yaveh hamonjy azy.
# Avelao Izy hanavotra azy
"Avelao Yaveh hanavotra azy"
# fa ankasitrahiny izy
Ireo mety ho heviny dia 1) "fa Yaveh mankasitraka azy" 2) "fa izy mifaly ao amin'i Yaveh"