plt_tn/psa/019/004.md

48 lines
1.6 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Davida vao avy niteny fa mampiseho ny voninahitr'Andriamanitra ny voahary.
# ny tenin'izy ireo ... ny lahateniny
Izany dia manondro ireo "teny" tsy voalazan'ny voahary izay mampiseho ny voninahitr'andriamanitra.
# Ny tenin'izy ireo mivoaka
Ny teny dia faritana toy ny hoe olona izany ary mivoaka miaraka amin'ny hafatra. DH: "ireo teny izay lazain'ny voahary dia tahaka ny olona mivoaka."
# hatrany am-paran'ny tany ny lahateniny
Ireo teny voatondro dia azo ampiana ao amin'ny fandikan-teny. DH: "hatrany am-paran'ny tany no mivoaka ny lahateniny"
# nanangana lay ho amin'ny masoandro izy
Ny mpanotratra eto dia miteny ny toerana izay noharian'i Yaveh ho an'ny masoandro toy ny hoe lay. DH: "nanao toerana ho an'ny masoandro Izy"
# teo amin'ireo
Ny teny hoe "ireo" dia mety hoe manondro ny lanitra.
# Ny masoandro dia tahaka ny mpampakatra mivoaka avy ao amin'ny efitranony
Ny mpanoratra miteny ny masoandro miposaka tahaka ny hoe mpampiakatra. DH: "Ny masoandro dia tahaka ny mpampakatra mandeha amim-pifaliana mankeo amin'ny ampiakariny"
# tahaka ny lehilahy mahery izay mifaly rehefa manao ny fihazakazahany
Izany dia mampitaha ny masoandro amin'ny atleta mba hanamafisana ny hery sy hazavan'ny masoandro.
# lehilahy mahery
"mpihazakazaka aingam-pandeha"
# fara-vodilanitra
Ny tendro iray hihaonan'ny tany sy ny habakabaka.
# ny iray hafa
Ny "hafa" eto dia midika ny fara-vodilanitra iray hafa. Izany dia azo ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "hatrany amin'ny fara-vodilanitra iray hafa"
# tsy misy afa-mandositra ny hafanany
Izany dia azo atao amin'ny fomba mihiba. DH: "mahatsapa ny hafanany ny rehetra"