# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Davida vao avy niteny fa mampiseho ny voninahitr'Andriamanitra ny voahary. # ny tenin'izy ireo ... ny lahateniny Izany dia manondro ireo "teny" tsy voalazan'ny voahary izay mampiseho ny voninahitr'andriamanitra. # Ny tenin'izy ireo mivoaka Ny teny dia faritana toy ny hoe olona izany ary mivoaka miaraka amin'ny hafatra. DH: "ireo teny izay lazain'ny voahary dia tahaka ny olona mivoaka." # hatrany am-paran'ny tany ny lahateniny Ireo teny voatondro dia azo ampiana ao amin'ny fandikan-teny. DH: "hatrany am-paran'ny tany no mivoaka ny lahateniny" # nanangana lay ho amin'ny masoandro izy Ny mpanotratra eto dia miteny ny toerana izay noharian'i Yaveh ho an'ny masoandro toy ny hoe lay. DH: "nanao toerana ho an'ny masoandro Izy" # teo amin'ireo Ny teny hoe "ireo" dia mety hoe manondro ny lanitra. # Ny masoandro dia tahaka ny mpampakatra mivoaka avy ao amin'ny efitranony Ny mpanoratra miteny ny masoandro miposaka tahaka ny hoe mpampiakatra. DH: "Ny masoandro dia tahaka ny mpampakatra mandeha amim-pifaliana mankeo amin'ny ampiakariny" # tahaka ny lehilahy mahery izay mifaly rehefa manao ny fihazakazahany Izany dia mampitaha ny masoandro amin'ny atleta mba hanamafisana ny hery sy hazavan'ny masoandro. # lehilahy mahery "mpihazakazaka aingam-pandeha" # fara-vodilanitra Ny tendro iray hihaonan'ny tany sy ny habakabaka. # ny iray hafa Ny "hafa" eto dia midika ny fara-vodilanitra iray hafa. Izany dia azo ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "hatrany amin'ny fara-vodilanitra iray hafa" # tsy misy afa-mandositra ny hafanany Izany dia azo atao amin'ny fomba mihiba. DH: "mahatsapa ny hafanany ny rehetra"