plt_tn/pro/23/06.md

28 lines
861 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).
# olona manao maso ratsy
Ireo mety ho heviny dia 1) olona kahihitra, olona izay tsy tia manome zavatra ho an'ny hafa, na 2) olon-dratsy (UDB)
# aza maniry
"Aza maniry fatratra." Jereo ny nandikanao ny "maniry fatratra" ao amin'ny 21:19.
# hanim-piny
"sakafo manokana lafo vidy" (UDB). Adikao araka ny ao amin'ny 23:1.
# tsy aminao ny fony
Fomba fiteny io. DH: "tena tsy te hankafy ilay sakafo akory izy"
# Haloanao izay kely nohaninao
Filaza masaka io. DH: "Ho naleonao tsy nihinana na inona na inona"
# ho very foana ny teny fandokanao
Ny fandokafana dia resahina toy ny hoe zavatra sarobidy. Ny anarana hoe "fandokana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "tsy ho faly izy na dia milaza zavatra tsara momba azy sy ny sakafo aza ianao"