# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20). # olona manao maso ratsy Ireo mety ho heviny dia 1) olona kahihitra, olona izay tsy tia manome zavatra ho an'ny hafa, na 2) olon-dratsy (UDB) # aza maniry "Aza maniry fatratra." Jereo ny nandikanao ny "maniry fatratra" ao amin'ny 21:19. # hanim-piny "sakafo manokana lafo vidy" (UDB). Adikao araka ny ao amin'ny 23:1. # tsy aminao ny fony Fomba fiteny io. DH: "tena tsy te hankafy ilay sakafo akory izy" # Haloanao izay kely nohaninao Filaza masaka io. DH: "Ho naleonao tsy nihinana na inona na inona" # ho very foana ny teny fandokanao Ny fandokafana dia resahina toy ny hoe zavatra sarobidy. Ny anarana hoe "fandokana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "tsy ho faly izy na dia milaza zavatra tsara momba azy sy ny sakafo aza ianao"