plt_tn/pro/21/09.md

20 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# zoron'ny tafo
Nitapelaka ny tafo tamin'izany andro izany. Teny an-tafon-trano no nandanian'ny Israelita fahiny ny fotoany, izay matetika mangatsiatsiaka mihoatra ny ao an-trano, ary indraindray dia nanorina fialofana lehibe ampy hatorian'ny olona teo an-joron'ny tafo ny olona.
# mpila ady
olona izay miady na mitaraina matetika
# Ny hanoanan'ny ratsy fanahy dia maniry fatratra ny ratsy
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe olona izay afaka maniry zavatra iray ny hanoanan'ny olona, dia ilay faniriana hanina sy fisotro ara-batana. Ny teny hoe "ratsy fanahy" dia mpamaritra anarana izay manondro ny olon-dratsy; ny teny hoe "ratsy" dia ilazana ny asa ratsy. DH: "Maniry ny hanao asa ratsy tahaka ny faniriany hihinana sy hisotro ny olon-dratsy"
# maniry fatratra
"maniry mafy"
# tsy mahita fahatsarana eo amin'ny masony
Ny tany anarana hoe "fahatsarana' dia azo adika amin'ny endrika mpamari-toetra. Ny fanalefahan-kevitra hoe "tsy mahita fahatsarana" dia azo adika amin'ny endrika tsy misy fanoherana. Ny andian-teny hoe "ny masony" dia ilazana ny olona. DH: "fa tsy tsara fanahy izy" na "fa tena ratsy toetra izy"