1.1 KiB
zoron'ny tafo
Nitapelaka ny tafo tamin'izany andro izany. Teny an-tafon-trano no nandanian'ny Israelita fahiny ny fotoany, izay matetika mangatsiatsiaka mihoatra ny ao an-trano, ary indraindray dia nanorina fialofana lehibe ampy hatorian'ny olona teo an-joron'ny tafo ny olona.
mpila ady
olona izay miady na mitaraina matetika
Ny hanoanan'ny ratsy fanahy dia maniry fatratra ny ratsy
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe olona izay afaka maniry zavatra iray ny hanoanan'ny olona, dia ilay faniriana hanina sy fisotro ara-batana. Ny teny hoe "ratsy fanahy" dia mpamaritra anarana izay manondro ny olon-dratsy; ny teny hoe "ratsy" dia ilazana ny asa ratsy. DH: "Maniry ny hanao asa ratsy tahaka ny faniriany hihinana sy hisotro ny olon-dratsy"
maniry fatratra
"maniry mafy"
tsy mahita fahatsarana eo amin'ny masony
Ny tany anarana hoe "fahatsarana' dia azo adika amin'ny endrika mpamari-toetra. Ny fanalefahan-kevitra hoe "tsy mahita fahatsarana" dia azo adika amin'ny endrika tsy misy fanoherana. Ny andian-teny hoe "ny masony" dia ilazana ny olona. DH: "fa tsy tsara fanahy izy" na "fa tena ratsy toetra izy"