plt_tn/pro/18/09.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Izay miraviravy amin'ny asany ihany koa dia rahalahin'izay mamotika indrindra
Ny fitovian'ny olona miraviravy amin'ny olona izay mamotika dia resahina toy ny hoe tena mifandray tokoa ireo. DH: "dia mifandray akaiky amin'ny" na "tena mitovy amin'ny"
# miraviravy
"kamo" na "tsy miraharaha"
# izay mamotika indrindra
"izay mamotika ny zava-drehetra" (UDB) na "izay mpandravarava hatrany"
# Tilikambo mahery ny anaran'i Yaveh
Ny fiarovan'i Yaveh ny olony dia resahina toy ny hoe tilikambo mahery izay afaka ialofan'izy ireo. DH: "Miaro tahaka ny tilikambo mahery Yaveh" na "Miaro ny olony tahaka ny tilikambo mahery Yaveh"
# ny anaran'i Yaveh
Eto dia amin'ny anarany no iresahana an'i Yaveh. DH: "Yaveh"
# marina
Manondro ireo olo-marina io. DH: "ireo izay marina" na "olo-marina"
# voaro
Ny olona mitady fiarovana avy amin'i Yaveh sy ny fiarovan'i Yaveh azy ireo dia resahina toy ny hoe tilikambo mahery izay ihazakazahan'izy ireo hahazoana fiarovana Izy. DH: "mihazakazaka mankeo aminy ka voaaro" na "mitady azy ary voaaro izy ireo"