plt_tn/pro/09/03.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireto andininy ireo dia manomboka manome ny hafatry ny Fahendrena, izay raisina ho toy ny vehivavy.
# Naniraka ireo mpiasa an-tranony izy
Nivoaka ary nanasa olona ho avy amin'ilay fety izay nokarakarain'ny Fahendrena ireo mpiasa an-trano ireo.
# ireo mpiasa an-tranony
Tovovavy na zazavavy izay manompo vehivavy lehibe, manan-kaja, tahaka ny Fahendrena.
# niantso
"nanambara" na "nampiantso" DH: "mamerina ny fanasany mafy izy"
# toerana avo indrindran'ny tanàna
Vazavazaina eny amin'ny tendrony avo indrindra ilay fanasana mba ho ren'ny olona tsara.
# Iza no bado? Aoka ... izay tsy ampy saina tsara
Ireo andian-teny roa ireo dia mamaritra ireo vondron'olona mitovy ihany, dia ireo izay mila fahendrena bebe kokoa eo amin'ny fiainany. Eto dia apetraka amin'ny olona rehetra tahaka izany ny fanontaniana. DH: "Izay rehetra bado, aoka ... izay rehetra tsy ampy saina tsara"
# bado
"tsy manan-traikefa" na "tsy matotra"
# hanatona ety
"miala amin'ny lalany ka mankaty an-tranoko"