# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ireto andininy ireo dia manomboka manome ny hafatry ny Fahendrena, izay raisina ho toy ny vehivavy. # Naniraka ireo mpiasa an-tranony izy Nivoaka ary nanasa olona ho avy amin'ilay fety izay nokarakarain'ny Fahendrena ireo mpiasa an-trano ireo. # ireo mpiasa an-tranony Tovovavy na zazavavy izay manompo vehivavy lehibe, manan-kaja, tahaka ny Fahendrena. # niantso "nanambara" na "nampiantso" DH: "mamerina ny fanasany mafy izy" # toerana avo indrindran'ny tanĂ na Vazavazaina eny amin'ny tendrony avo indrindra ilay fanasana mba ho ren'ny olona tsara. # Iza no bado? Aoka ... izay tsy ampy saina tsara Ireo andian-teny roa ireo dia mamaritra ireo vondron'olona mitovy ihany, dia ireo izay mila fahendrena bebe kokoa eo amin'ny fiainany. Eto dia apetraka amin'ny olona rehetra tahaka izany ny fanontaniana. DH: "Izay rehetra bado, aoka ... izay rehetra tsy ampy saina tsara" # bado "tsy manan-traikefa" na "tsy matotra" # hanatona ety "miala amin'ny lalany ka mankaty an-tranoko"