plt_tn/pro/01/01.md

20 lines
873 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Tononkalo ny andininy faha 2-33.
# hampianatra fahendrena sy torolalana
Azo amboarina io teny io mba ho azo ambara amin'ny endrika mpamari-toetra na matoanteny ny teny hoe "fahendrena" sy "torolalana". DH: "hampianatranao mba ho hendry ary hanoro lalana anao ny amin'ny fomba hiainanao fiainana ara-moraly"
# hampianatra ireo tenin'ny fahalalana
Eto ny teny hoe "teny" dia maneho hafatra na fampianarana. DH: "hanampy anao hahatakatra fampianarana hendry"
# hahazoanao
Eto ny hoe "-nao" dia manondro ireo mpamaky. Raha mazava kokoa amin'ny fiteninao izany dia azonao ambara amin'ny endrika mampiditra ny rehetra hoe "isika." DH: "hahazoantsika"
# hahazoanao torolalana mba hiaina
Azo amboarina io teny io mba ho azo ambara amin'ny endrika matoanteny ny teny hoe "torolalana". DH: "mba ho voatoro lalana amin'ny fomba fiaina"