# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Tononkalo ny andininy faha 2-33. # hampianatra fahendrena sy torolalana Azo amboarina io teny io mba ho azo ambara amin'ny endrika mpamari-toetra na matoanteny ny teny hoe "fahendrena" sy "torolalana". DH: "hampianatranao mba ho hendry ary hanoro lalana anao ny amin'ny fomba hiainanao fiainana ara-moraly" # hampianatra ireo tenin'ny fahalalana Eto ny teny hoe "teny" dia maneho hafatra na fampianarana. DH: "hanampy anao hahatakatra fampianarana hendry" # hahazoanao Eto ny hoe "-nao" dia manondro ireo mpamaky. Raha mazava kokoa amin'ny fiteninao izany dia azonao ambara amin'ny endrika mampiditra ny rehetra hoe "isika." DH: "hahazoantsika" # hahazoanao torolalana mba hiaina Azo amboarina io teny io mba ho azo ambara amin'ny endrika matoanteny ny teny hoe "torolalana". DH: "mba ho voatoro lalana amin'ny fomba fiaina"