plt_tn/num/16/01.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Kehata
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:17 io anaran-dehilahy io.
# Nitsangana hanohitra an'i Mosesy
Ny fikomiana na ny fanakianana olona ao amin'ny fahefana dia resahina toy ny hoe mitsangana mba hiady izy ireo. DH: "nikomy tamin'i Mosesy"
# dimampolo sy roanjato
"250"
# mpikambana fanta-daza teo amin'ny fiangonana
mpikambana malaza teo amin'ny fiangonana" na "olona manan-danja teo amin'ny fiangonana"
# Lasa lavitra loatra ianareo
Io dia manambara ny fanaovana mihoatra noho izay tokony ataon'ny olona. DH: "Efa nanao mihoatra noho izay tokony ataonareo ianareo" na "Mihevitra ny hanana fahefana mihoatra noho ny tokony ho anareo ianareo"
# Nahoana no manandratra ny tenanareo ho eo ambonin'ny ambin'ny fiangonan'i Yaveh ianareo?
Mametraka io fanontaniana io ireo lehilahy mba hibedesana an'i Mosesy sy Arona. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Diso ianareo nanandratra ny tenanareo ho ambonin'ny ambin'ny fiangonan'i Yaveh"
# anandratra ny tenanareo ho eo ambonin'ny ambin'ny
Ny fiheverana olona ho manan-danja dia resahina toy ny hoe fanandratana azy ambony. DH: "mihevitra ny tenanareo ho manan-danja kokoa noho ny sisa"