# Kehata Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:17 io anaran-dehilahy io. # Nitsangana hanohitra an'i Mosesy Ny fikomiana na ny fanakianana olona ao amin'ny fahefana dia resahina toy ny hoe mitsangana mba hiady izy ireo. DH: "nikomy tamin'i Mosesy" # dimampolo sy roanjato "250" # mpikambana fanta-daza teo amin'ny fiangonana mpikambana malaza teo amin'ny fiangonana" na "olona manan-danja teo amin'ny fiangonana" # Lasa lavitra loatra ianareo Io dia manambara ny fanaovana mihoatra noho izay tokony ataon'ny olona. DH: "Efa nanao mihoatra noho izay tokony ataonareo ianareo" na "Mihevitra ny hanana fahefana mihoatra noho ny tokony ho anareo ianareo" # Nahoana no manandratra ny tenanareo ho eo ambonin'ny ambin'ny fiangonan'i Yaveh ianareo? Mametraka io fanontaniana io ireo lehilahy mba hibedesana an'i Mosesy sy Arona. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Diso ianareo nanandratra ny tenanareo ho ambonin'ny ambin'ny fiangonan'i Yaveh" # anandratra ny tenanareo ho eo ambonin'ny ambin'ny Ny fiheverana olona ho manan-danja dia resahina toy ny hoe fanandratana azy ambony. DH: "mihevitra ny tenanareo ho manan-danja kokoa noho ny sisa"