plt_tn/neh/03/03.md

24 lines
773 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hasena ... Meremota ... Oria ... Hakoza ... Mesolama ... Berekia ... Mesezabela ... Zadoka ... Bana
Ireo dia anaran-dehilahy.
# nametraka ny varavarany
"nametraka ny varavarany eo amin'ny fitoerany"
# ny hidiny, sy ny barany
"ny hidiny sy barany." Ireo no mihazona ilay vavahady hidy tsara.
# Meremota no nanamboatra ny faritra nanaraka ... nanamboatra i Mesolama ... nanamboatra i Zadoka ... Tekoita no nanamboatra
Ireo fehezanteny ireo dia manondro ny fanamboarana ilay manda. DH: "Meremota ny ampahany manaraka tamin'ilay manda ... Zadoka no nanambotra ilay manda ... Tekoita dia nanambotra ilay manda"
# ny tekoita
Ireo dia olona avy any Tekoa.
# nampanaovin'ny mpanara-maso azy ny mpitarik'izy ireo
DH: "izay nandidin'ny mpanara-maso azy ireo ho ataony"