forked from WA-Catalog/plt_tn
773 B
773 B
Hasena ... Meremota ... Oria ... Hakoza ... Mesolama ... Berekia ... Mesezabela ... Zadoka ... Bana
Ireo dia anaran-dehilahy.
nametraka ny varavarany
"nametraka ny varavarany eo amin'ny fitoerany"
ny hidiny, sy ny barany
"ny hidiny sy barany." Ireo no mihazona ilay vavahady hidy tsara.
Meremota no nanamboatra ny faritra nanaraka ... nanamboatra i Mesolama ... nanamboatra i Zadoka ... Tekoita no nanamboatra
Ireo fehezanteny ireo dia manondro ny fanamboarana ilay manda. DH: "Meremota ny ampahany manaraka tamin'ilay manda ... Zadoka no nanambotra ilay manda ... Tekoita dia nanambotra ilay manda"
ny tekoita
Ireo dia olona avy any Tekoa.
nampanaovin'ny mpanara-maso azy ny mpitarik'izy ireo
DH: "izay nandidin'ny mpanara-maso azy ireo ho ataony"