# Hasena ... Meremota ... Oria ... Hakoza ... Mesolama ... Berekia ... Mesezabela ... Zadoka ... Bana Ireo dia anaran-dehilahy. # nametraka ny varavarany "nametraka ny varavarany eo amin'ny fitoerany" # ny hidiny, sy ny barany "ny hidiny sy barany." Ireo no mihazona ilay vavahady hidy tsara. # Meremota no nanamboatra ny faritra nanaraka ... nanamboatra i Mesolama ... nanamboatra i Zadoka ... Tekoita no nanamboatra Ireo fehezanteny ireo dia manondro ny fanamboarana ilay manda. DH: "Meremota ny ampahany manaraka tamin'ilay manda ... Zadoka no nanambotra ilay manda ... Tekoita dia nanambotra ilay manda" # ny tekoita Ireo dia olona avy any Tekoa. # nampanaovin'ny mpanara-maso azy ny mpitarik'izy ireo DH: "izay nandidin'ny mpanara-maso azy ireo ho ataony"