forked from WA-Catalog/plt_tn
40 lines
1.3 KiB
Markdown
40 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# hanolotra anareo izy ireo
|
||
|
|
||
|
Izany dia midika hoe apetraka amin'ny fahefan'olon-kafa. DH: "hanolotra anareo amin'ireo manam-pahefana"
|
||
|
|
||
|
# fa ny Fanahy Masina
|
||
|
|
||
|
Afaka atao hoe: "fa ny Fanahy Masina hiteny amin'ny alalanareo"
|
||
|
|
||
|
# Ny rahalahy hanolotra ny rahalahiny ho faty
|
||
|
|
||
|
Izany dia midika fa ny rahalahy iray dia hamadika ny rahalahiny iray, ary izany dia hitarika ny fahafatesan'ny rahalahiny.
|
||
|
|
||
|
# Ny rahalahy ... ny rahalahiny
|
||
|
|
||
|
Izany dia midika hoe rahalahy sy rahavavy. DH: "Mpiray tampo"
|
||
|
|
||
|
# ary ny ray hanolotra ny zanany
|
||
|
|
||
|
Izany dia midika fa ny ray dia hamadika ny zanany, ary izany dia hitarika ny fahafatesan'ny zanany. DH: "ny rainy hanolotra ny zanany ho faty"
|
||
|
|
||
|
# Ny zanaka hitsangana hanohitra ny ray aman-dreniny
|
||
|
|
||
|
"Ny zanaka hamaly ny ray aman-dreniny"
|
||
|
|
||
|
# ka hahafaty azy ireo
|
||
|
|
||
|
Izany dia midika fa hampamono azy ireo ho faty ireo manam-pahefana. DH: "hahatonga ireo manam-pahefana hampamono azy ireo"
|
||
|
|
||
|
# Ho halan'ny olon-drehetra ianareo
|
||
|
|
||
|
"Hankahala anareo ny olon-drehetra"
|
||
|
|
||
|
# nohon'ny Anarako
|
||
|
|
||
|
Maneho an'i Jesosy. DH: "noho Izaho" na "nohon'ny finoanareo Ahy" (UDB)
|
||
|
|
||
|
# Fa na iza na iza maharitra hatramin'ny farany, dia ho voavonjy izany olona izany
|
||
|
|
||
|
Izany dia midika hoe: manam-pinoana amin'Andriamanitra mandra-pahatapitry ny ainy. DH: "Andriamanitra hamonjy izay rehetra manam-pinoana Aminy, miaritra ireo fitsapana, mandra-pahatapitry ny ainy"
|