# hanolotra anareo izy ireo Izany dia midika hoe apetraka amin'ny fahefan'olon-kafa. DH: "hanolotra anareo amin'ireo manam-pahefana" # fa ny Fanahy Masina Afaka atao hoe: "fa ny Fanahy Masina hiteny amin'ny alalanareo" # Ny rahalahy hanolotra ny rahalahiny ho faty Izany dia midika fa ny rahalahy iray dia hamadika ny rahalahiny iray, ary izany dia hitarika ny fahafatesan'ny rahalahiny. # Ny rahalahy ... ny rahalahiny Izany dia midika hoe rahalahy sy rahavavy. DH: "Mpiray tampo" # ary ny ray hanolotra ny zanany Izany dia midika fa ny ray dia hamadika ny zanany, ary izany dia hitarika ny fahafatesan'ny zanany. DH: "ny rainy hanolotra ny zanany ho faty" # Ny zanaka hitsangana hanohitra ny ray aman-dreniny "Ny zanaka hamaly ny ray aman-dreniny" # ka hahafaty azy ireo Izany dia midika fa hampamono azy ireo ho faty ireo manam-pahefana. DH: "hahatonga ireo manam-pahefana hampamono azy ireo" # Ho halan'ny olon-drehetra ianareo "Hankahala anareo ny olon-drehetra" # nohon'ny Anarako Maneho an'i Jesosy. DH: "noho Izaho" na "nohon'ny finoanareo Ahy" (UDB) # Fa na iza na iza maharitra hatramin'ny farany, dia ho voavonjy izany olona izany Izany dia midika hoe: manam-pinoana amin'Andriamanitra mandra-pahatapitry ny ainy. DH: "Andriamanitra hamonjy izay rehetra manam-pinoana Aminy, miaritra ireo fitsapana, mandra-pahatapitry ny ainy"