plt_tn/mrk/07/11.md

28 lines
1022 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny UDB dia mampiasa andininy tetezamita mba hampifandraisana ny andininy faha 11 sy 12 hampazava kokoa izay tenenin'i Jesosy amin'ireo Fariseo.
# Na inona na inona tianao ho azo tamiko dia efa Korbana
Ny fomban-drazan'ireo mpanora-dalàna dia hoe raha vao nampanantenaina ho an'ny tempoly ny vola na zavatra hafa, dia tsy afaka ampiasaina amin'ny tanjona hafa intsony.
# Korbana
Eto ny mpanoratra dia maneho zavatra izay amin'ny teny Hebreo. Io teny io dia afaka adika amin'ny abidian'ny fitenim-paritrao.
# Nomena an'Andriamanitra
Afaka atao hoe: "Nanome an'Andriamanitra aho"
# dia tsy avelanareo hanao na inona na inona amin'ny rainy sy ny reniny intsony izy
Amin'ny fanaovana izany, ireo Fariseo dia mamela ny olona tsy hanome ny ray aman-dreniny, raha toa izy ireo ka mampanantena hanome an'Andriamanitra izay tokony homena azy ireo.
# Manafoana
nofoanana
# Ary zavatra maro mitovy amin'izany koa no ataonareo
"Ary ianareo dia manao zavatra maro mitovy amin'izany"