plt_tn/mat/27/38.md

16 lines
630 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Nisy jiolahy roa nofantsihina niaraka taminy
Azo atao hoe DH: "Nisy jiolahy roa voahombon'ireo miaramila niaraka tamin'i Jesosy"
# nanivingivina ny lohan'izy ireo
Nanao izany izy ireo mba ho fiomehezana i Jesosy.
# Raha Ianao no Zanak'Andriamanitra, midinà avy eny amin'ny hazofijaliana
Tsy nino izy ireo fa Zanak'Andriamanitra i Jesosy, noho izany dia te hanaporofo izy ireo raha tena marina izany. DH: "Raha Ianao no Zanak'Andriamanitra, porofoy izany amin'ny fidinanao avy eo amin'ny hazofijaliana"
# Zanak'Andriamanitra
Fiantsoana manan-danja izay mampiseho ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy io.