# Nisy jiolahy roa nofantsihina niaraka taminy Azo atao hoe DH: "Nisy jiolahy roa voahombon'ireo miaramila niaraka tamin'i Jesosy" # nanivingivina ny lohan'izy ireo Nanao izany izy ireo mba ho fiomehezana i Jesosy. # Raha Ianao no Zanak'Andriamanitra, midinĂ  avy eny amin'ny hazofijaliana Tsy nino izy ireo fa Zanak'Andriamanitra i Jesosy, noho izany dia te hanaporofo izy ireo raha tena marina izany. DH: "Raha Ianao no Zanak'Andriamanitra, porofoy izany amin'ny fidinanao avy eo amin'ny hazofijaliana" # Zanak'Andriamanitra Fiantsoana manan-danja izay mampiseho ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy io.