plt_tn/mat/24/01.md

20 lines
866 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manomboka mamaritra ireo tranga izay hiseho mialohan'ny ahatongavany indray amin'ny andro farany i Jesosy.
# Nivoaka ny tempoly
Tsy tao anatin'ilay tempoly i Jesosy. Teo amin'ny tokontany manodidina ny tempoly Izy.
# Tsy hitanareo va ireo zavatra rehetra ireo?
Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hampisainana tsara ireo mpianany ny amin'izay ho lazainy amin'izy ireo. DH: "Mamelà Ahy hilaza zavatra aminareo momba ireo fanorenana ireo"
# Lazaiko marina aminareo
"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.
# tsy hisy vato ho tavela amin'ny iray hafa izay tsy ho ravàna
Misy hevitra ambadika izany fa hisy miaramila fahavalo handrava ireo vato. Azo adika hoe DH:" Rehefa tonga ireo miaramila fahavalo, dia handrava ny vato rehetra eo amin'ireo fanorenana ireo izy ireo"