plt_tn/mat/20/25.md

52 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampidandraisana ny foto-kevitra:
Mamarana ny fampianarana ireo mpianany momba ny fahefana sy ny fanompoana ny hafa i Jesosy.
# niantso azy ireo
"niantso ireo mpianatra roa amibin'ny folo lahy"
# ireo mpanapak'ireo Jentilisa dia hangeja azy ireo
"ireo mpajaka Jentilisa dia manjaka an-keriny eo amin'ny olon'izy ireo"
# reo lehilahy manan-danjan'izy ireo
"Ireo olona manan-danja eo amin'ireo Jentilisa"
# hampiatra ny fahefany eo amin'izy ireo
"hifehy ireo vahoaka"
# na iza na iza maniry
"na iza na iza te"
# ny ho voalohany
"ny ho lehibe"
# ny Zanak'Olona ... ny ainy
Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy. Raha ilaina, dia azonao adika hoe "izaho" io.
# tsy tonga ho tompoina
Azo adika hoe DH: "tsy tonga mba hanompoan'ny olona Azy" na "tsy tonga mba hanompoan'olona hafa Ahy"
# fa hanompo
Azonao atao mazava kokoa ity hevitra izay efa voaray ity. DH: "fa hanompo ny olona hafa"
# hanome ny ainy
Fomba fiteny io. DH: "ho faty"
# mba ho vidim-panavotana
Eto ny "vidim-panavotana" dia toy ny honitra hanafahana olona iray amin'ny figadrana na fanandevozana. Io dia sarin-teny ilazana an'i Jesosy mamonjy ny olona amin'ny famaizan'Andriamanitra azy ireo nohon'ny fahotan'izy ireo.
# ho an'ny maro
Azonao atao mazava kokoa ity hevitra izay efa voaray ity. DH: ''ho an'ny olona maro"