# Fampidandraisana ny foto-kevitra: Mamarana ny fampianarana ireo mpianany momba ny fahefana sy ny fanompoana ny hafa i Jesosy. # niantso azy ireo "niantso ireo mpianatra roa amibin'ny folo lahy" # ireo mpanapak'ireo Jentilisa dia hangeja azy ireo "ireo mpajaka Jentilisa dia manjaka an-keriny eo amin'ny olon'izy ireo" # reo lehilahy manan-danjan'izy ireo "Ireo olona manan-danja eo amin'ireo Jentilisa" # hampiatra ny fahefany eo amin'izy ireo "hifehy ireo vahoaka" # na iza na iza maniry "na iza na iza te" # ny ho voalohany "ny ho lehibe" # ny Zanak'Olona ... ny ainy Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy. Raha ilaina, dia azonao adika hoe "izaho" io. # tsy tonga ho tompoina Azo adika hoe DH: "tsy tonga mba hanompoan'ny olona Azy" na "tsy tonga mba hanompoan'olona hafa Ahy" # fa hanompo Azonao atao mazava kokoa ity hevitra izay efa voaray ity. DH: "fa hanompo ny olona hafa" # hanome ny ainy Fomba fiteny io. DH: "ho faty" # mba ho vidim-panavotana Eto ny "vidim-panavotana" dia toy ny honitra hanafahana olona iray amin'ny figadrana na fanandevozana. Io dia sarin-teny ilazana an'i Jesosy mamonjy ny olona amin'ny famaizan'Andriamanitra azy ireo nohon'ny fahotan'izy ireo. # ho an'ny maro Azonao atao mazava kokoa ity hevitra izay efa voaray ity. DH: ''ho an'ny olona maro"