plt_tn/mat/19/03.md

16 lines
643 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manomboka mampianatra momba ny fanambadiana sy ny fisaraham-bady i Jesosy.
# Nanatona Azy
"nankeo amin'i Jesosy"
# nitsapa Azy, niteny taminy hoe
Eto ny hoe "nitsapa" dia ampiasaina amin'ny endrika ratsy. DH: "ary nihantsy Azy tamin'ny nanontaniany Azy hoe" na "ary te hamandrika Azy tamin'ny nanontaniany Azy hoe"
# Tsy novakianareo va fa Izy izay nanao azy ireo tamin'ny voalohany dia nanao azy ireo ho lahy sy vavy?
Mamoisa fanontaniana i Jesosy mba hamaliana ireo Fariseo. DH: "Efa voavakinareo tokoa fa tamin'ny voalohany, rehefa nanamboatra olona Andriamanitra, dia nataony lahy sy vavy izany"