plt_tn/mat/09/32.md

44 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisna ny foto-kevitra:
Ity no tantaran'i Jesosy nanasitrana lehilahy nitoeran'ny demonia izay tsy afaka niteny, sy ny nasetry ny olona izany.
# indro
Ny teny hoe "indro" dia manaitra ny saintsika fa misy olom-baovao ao amin'ny tantara. Mety manana fomba hanaovana izany ny fiteninao.
# lehilahy moana ... noentina teo amin'i Jesosy
Azo atao hoe DH: "nisy olona nitondra lehilahy moana ... teo amin'i Jesosy"
# moana
tsy afaka niteny
# nitoeran'ny demonia
Azo atao hoe DH: "izay nofatoran'ny demonia" na "izay nofehezin'ny demonia"
# rehefa navoaka ilay demonia
Azo atao hoe DH: "Rehefa avy noteren'i Jesosy hivoaka ilay demonia" na ""Rehefa avy nodidian'i Jesosy hiala ilay demonia"
# niteny ilay lehilahy moana
"nanomboka niteny ilay lehilahy moana" na "ilay lehilahy izay moana dia niteny" na "niteny, ilay lehilahy, izay tsy moana intsony"
# Gaga ny vahoaka
"Talanjona ireo olona"
# Tsy mbola fahita hatrizay
Azo atao hoe DH: "Tsy mbola niseho tany aloha mihitsy izao" na "Tsy mbola nisy nanao zavatra tahaka izao mihitsy tany aloha"
# namoahany ireo demonia
"manery ny demony hiala Izy"
# namoahany
Ny mpisolotena tampisaka "-ny" dia manondro an'i Jesosy.