# Fampifandraisna ny foto-kevitra: Ity no tantaran'i Jesosy nanasitrana lehilahy nitoeran'ny demonia izay tsy afaka niteny, sy ny nasetry ny olona izany. # indro Ny teny hoe "indro" dia manaitra ny saintsika fa misy olom-baovao ao amin'ny tantara. Mety manana fomba hanaovana izany ny fiteninao. # lehilahy moana ... noentina teo amin'i Jesosy Azo atao hoe DH: "nisy olona nitondra lehilahy moana ... teo amin'i Jesosy" # moana tsy afaka niteny # nitoeran'ny demonia Azo atao hoe DH: "izay nofatoran'ny demonia" na "izay nofehezin'ny demonia" # rehefa navoaka ilay demonia Azo atao hoe DH: "Rehefa avy noteren'i Jesosy hivoaka ilay demonia" na ""Rehefa avy nodidian'i Jesosy hiala ilay demonia" # niteny ilay lehilahy moana "nanomboka niteny ilay lehilahy moana" na "ilay lehilahy izay moana dia niteny" na "niteny, ilay lehilahy, izay tsy moana intsony" # Gaga ny vahoaka "Talanjona ireo olona" # Tsy mbola fahita hatrizay Azo atao hoe DH: "Tsy mbola niseho tany aloha mihitsy izao" na "Tsy mbola nisy nanao zavatra tahaka izao mihitsy tany aloha" # namoahany ireo demonia "manery ny demony hiala Izy" # namoahany Ny mpisolotena tampisaka "-ny" dia manondro an'i Jesosy.