plt_tn/mat/08/30.md

32 lines
844 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Ary
Ity teny ity dia ampiasaina mba hanamarika fiatoana eo amin'ny fizotran'ny tantara. Eto i Matio dia manome fampahafantara fototra momba ireo kisoa izay teo talohan'ny nahatongavan'i Jesosy.
# Raha mandroaka anay Ianao
Midika izany fa fantatr'ireo demonia fa handroaka azy ireo i Jeosy. DH: "Satria handeha handroaka anay Ianao"
# anay
Ireo demonia ihany no voalaza amin'io.
# tamin'izy ireo
Manondro ireo demonia ao anatin'ireo lehilahy io.
# Dia nivoaka ireo demonia ka nankao amin'ireo kisoa
"Niala tamin'ireo lehilahy ireo demonia ary niditra tao amin'ireo kisoa"
# indro
Io dia manaitra ny saintsika mba ho liana tsara amin'ny tranga mahatalanjona manaraka eo.
# nirifatra nidina ny tendrombohitra mideza
"nihazakazaka faingana tanaty hantsana"
# maty tao anaty rano
"nidoboka tao anaty rano izy ireo ka maty an-drano"