# Ary Ity teny ity dia ampiasaina mba hanamarika fiatoana eo amin'ny fizotran'ny tantara. Eto i Matio dia manome fampahafantara fototra momba ireo kisoa izay teo talohan'ny nahatongavan'i Jesosy. # Raha mandroaka anay Ianao Midika izany fa fantatr'ireo demonia fa handroaka azy ireo i Jeosy. DH: "Satria handeha handroaka anay Ianao" # anay Ireo demonia ihany no voalaza amin'io. # tamin'izy ireo Manondro ireo demonia ao anatin'ireo lehilahy io. # Dia nivoaka ireo demonia ka nankao amin'ireo kisoa "Niala tamin'ireo lehilahy ireo demonia ary niditra tao amin'ireo kisoa" # indro Io dia manaitra ny saintsika mba ho liana tsara amin'ny tranga mahatalanjona manaraka eo. # nirifatra nidina ny tendrombohitra mideza "nihazakazaka faingana tanaty hantsana" # maty tao anaty rano "nidoboka tao anaty rano izy ireo ka maty an-drano"